Teny iditra raparapa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famindrana fandeha tsy mahita izay hodiavina fa mitsapatsapa; fandeha mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokatr' izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy groping for things in the dark. [Mal. Raba.] Comp. Tsapatsapa [Richardson 1885]
Sampanteny 

2009/02/23