Teny iditra rarafana (raraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarafana ranovoahasina ny mpiangona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : rarafana, rarafako, rarafanao, rarafany, rarafantsika, rarafanay, rarafanareo, rarafan', rarafan-, rarafam-, rarafa-
Ny lasa : norarafana, norarafako, norarafanao, norarafany, norarafantsika, norarafanay, norarafanareo, norarafan', norarafan-, norarafam-, norarafa-
Ny hoavy : horarafana, horarafako, horarafanao, horarafany, horarafantsika, horarafanay, horarafanareo, horarafan', horarafan-, horarafam-, horarafa-
Filaza mandidy : rarafo
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20