Teny iditra rasa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] anjara [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] fizaran-kena [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] zara na fizarana, anjara [Rakotosaona 1972]
 Fandidiana sy fitetehana ny henam-biby vonoina hohanina. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra rasa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] ahitra, tavony [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra rasa
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Bara] (de rasa : partage de la viande ; le bois servait à faire des plateaux à découper). Weinmannia hildebrandtii Baill. (Cunoniaceae). Beau bois rouge, bien veiné. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Weinmannia hildebrandtii

2019/02/05