Teny iditra rasaina (rasa)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Didiana sy tetehina: Rasao ity omby i [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be cut up, to be carved [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   qu'on découpe: Rasao ny omby (Découpez le boeuf) [Abinal 1888]
Ohatra   ary nisy omby vitsy vitsy nodorany, kanefa tsy norasainy tsy akory ka natsangany toy ny omby velona, nasieny vonin-kazo. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 78]
Ny bikany  
rasaina
rasaiko
rasainao
rasainy
rasaintsika
rasainay
rasainareo
rasain'
rasain-
rasaim-
rasai-
norasaina
norasaiko
norasainao
norasainy
norasaintsika
norasainay
norasainareo
norasain'
norasain-
norasaim-
norasai-
horasaina
horasaiko
horasainao
horasainy
horasaintsika
horasainay
horasainareo
horasain'
horasain-
horasaim-
horasai-
rasao
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/12