Teny iditra rasao (rasa)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao rasaina [firaketana]
Ohatra  
1Rasao ity omby ity [Rajemisa 1985]
2Rasao ny omby (Découpez le boeuf) [Abinal 1888]
3ary rasao tsara ny ondrilahy, dia sasao ny taovany sy ny tongony, ka ataovy eo ambonin'ny voarasa sy ny lohany; [Baiboly: 2:029:017/Eksodosy 29:17..]

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/12