Teny iditra rate
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay  [Vezo] Dodu, mal, mauvais, méchant, nuisible [Poirot & Santio: Vezo (takila R)]

Teny iditra rate
Sokajin-teny anarana (vavy)
Famaritana malagasy  ary, arin-kena [Abinal 1888]
  katry [SLP 1986, David 1952]
  arika [David 1952]

Teny iditra raté
Sokajin-teny mpamaritra (lahy)
Famaritana malagasy tsy mahomby, tsy mahavoa [Rakotonaivo 1993]

Teny iditra raté
Sokajin-teny anarana (lahy)
Famaritana malagasy  fahatapatapahana, fitsitapitapy fandeha [Rakotonaivo 1993]

2017/03/02