Teny iditra ratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a wound, an injury [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay blessure [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Ohatra Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2013/06/07