Teny iditra ratraina (ratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asana ratra: Noratrain' io tsofa io ny zanako
Ampitondraina alahelo: Noratrainao, hono, ny fony tamin' ny nandaozanao azy tampoka [1.1]
Ohatra Ratraina amin' ny marokoroko iny ny voan-katsaka mbola amin' ny taolany, avy eo kikisana amin' ny antsy. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ratraina, ratraiko, ratrainao, ratrainy, ratraintsika, ratrainay, ratrainareo, ratrain', ratrain-, ratraim-, ratrai-
Ny lasa : noratraina, noratraiko, noratrainao, noratrainy, noratraintsika, noratrainay, noratrainareo, noratrain', noratrain-, noratraim-, noratrai-
Ny hoavy : horatraina, horatraiko, horatrainao, horatrainy, horatraintsika, horatrainay, horatrainareo, horatrain', horatrain-, horatraim-, horatrai-
Filaza mandidy : ratrao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05