Teny iditra ratsiaina
Singan-teny ratsy ; aina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vehivavy bevohoka manan-javatra tiana hohanina mafy: Ratsiaina vorivorin-kena Ramatoa io tamin' ny nanana ny zanany voalohany
Maniry fatratra: Ratsiaina ady io lehilahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Hankering after, earnestly desiring; used primarily of women in pregnancy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui désire grandement, qui a des envies [1.3]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02