Teny iditra Ratsimbazafy Gilbert
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy   mpanoratra tantara foronina sy mpanao tononkalo, anisan' ny tonian' ny revio Fampitaha [Rajemisa: Fiteny 3 takila 82]
Voambolana  
Asa navoany   Ny veloma izay napetrany

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/25