Teny iditra Ratsimiseta Jasmina
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy   Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) ( trezan) [3.1]
   mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra [Rajemisa: Fiteny 3 takila 66]
Dikanteny frantsay   publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique [Rajemisa 1966]
Voambolana  
Asa navoany  

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/19