Teny iditra | ratsy | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao ¶ Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany ¶ Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra ¶ Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fandikana anglisy | bad; wicked [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fandikana frantsay | mauvais [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
Teny mifanohi-kevitra | tsara | ||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ratsy io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |