Teny iditra ratsy fo (ratsy, fo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana ireo olona sosisosy, tezitezi-poana, mora tohina sy misafoaka ary mitahiry hatezerana sy manao an-dolompo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy malicious [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay qui a mauvais coeur, méchant, colère [Abinal 1888]
 malicieux, méchant, colérique, colère [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31