Teny iditra raty
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] ravina ravinala maina atao tafon-trano [Rakotosaona 1972]
   Bozaka maina [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny   ratiraty
Teny nalaina  

Teny iditra raty
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] ravin'akondro maina [Rakotosaona 1972]
   Ny hoditry ny akondro maina: Maivana toy ny raty [Rajemisa 1985]

Teny iditra raty
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Bara] ratsy, marofy: Atitsy ka ratsy [Rakotosaona 1972]

2012/08/16