Teny iditra | ravahana (ravaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana ravaka, haingoina: Ravaho voninkazo ny otely [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be decorated [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on orne, qu'on embellit [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | rahavana, ravahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |