Teny iditra ravaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny tovovavy sarobidy indrindra [Rajemisa 1985]
 zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy an ornament, jewelry [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay ornement, bijou [Hallanger 1974]
 décoration, parure [SLP 1986]
Sampanteny 
Mpanahaka  haingo
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31