Teny iditra | ravi-milahatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana ravina ahitana zana-pelaka mifanitsy amin'ny andaniny roa eo amin'ny kirabe [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Feuille pennée [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |