Teny iditra ravina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tendron' ny ankabeazan' ny zavamaniry, izay lavalava etiety mitsilotsilo marani-doha ny bikany ary ny atiny malamalama, fa ny vohony maraorao: Kely ravina ny rambiazina
¶ Takela-javatra: Ravin-taratasy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a leaf; a sheet of something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay feuille [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay (1) (toute l'île) (pris adjectivement, le même mot veut dire : mince). Nom générique des feuilles (d'arbre, de papier, etc.). Expression proverbiale : "Tsy mandray ravindena" (= ne pas se contenter de feuilles fraîches) : être riche, vivre de ses rentes. Les folioles des feuilles Asteraceae sont souvent prises pour de vraies feuilles. Cependant il existe une expression : misampan-dravina pour désigner les plantes à feuilles Asteraceae (de sampana : divisions). Quant à la position des feuilles sur le rameau, on distingue clairement les espèces à feuilles alternes : mifandika ravina (de dika : alternance), des espèces à feuilles opposées : mifanatri-dravina (de mifanatrika : être en face l'une de l'autre), ou à feuilles verticillées mivorivoridravina (de vori-vory : en cercles) [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
ravina
raviko
ravinao
raviny
ravintsika
ravinay
ravinareo
ravin'
ravin-
ravim-
ravi-
-dravina
-draviko
-dravinao
-draviny
-dravintsika
-dravinay
-dravinareo
-dravin'
-dravin-
-dravim-
-dravi-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. [Andraina: Mitaraina, takila 202]
2Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny ravina ity (1): Tsararavina

Teny iditra ravina
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] Forme de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae), à tronc peu élevé. Forme de jeunesse, plus appréciée pour la préparation du falafa. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ravenala madagascariensis

Teny iditra ravina
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Bara, Betsileo] Nom des Arecaceae du genre ravenea (nom donné par Bouché d'après l'orthographe de Hildebrandt), notamment : Ravenea glauca Jum. & H. Perrier, et Ravenea rivularis Jum. & H. Perrier . On emploie leurs grandes feuilles pour les constructions rustiques comme celles de l'espèce précédente. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ravenea glauca, Ravenea rivularis

2019/02/01