Teny iditra raviravio (raviravy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana raviravezo [fitanisana]
Ohatra Koa raviravio ange ny tanan'ialahy fa ataon'ialahy ho lasa ny mamba! [2.298]
Tovy hevitra raviravezo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31