Teny iditra ravo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [Rajemisa 1985]
Ohatra   olona izy, ka ravo fa tsy hadinon’ ny taranany, faly fa tsy very taolambalo: [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 79]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   ravoravo

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/18