Teny iditra ravona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampitoviana tantana; fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marintampona; fizarana zavatra mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/08/16