Teny iditra ravoravo (ravo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy joyous, happy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay heureux, joyeux [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ravo
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra ravoravo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] karazam-borona mpanaraka ny farimaso [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra ravoravo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [Rajemisa 1985]

2017/04/18