Teny iditra ray
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   father. See Aba, Ada, Baba, Dada, Ikaky [Richardson 1885]
   father [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   père [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
   oncle [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana  
Ny bikany  
ray
raiko
rainao
rainy
raintsika
rainay
rainareo
rain'
rain-
raim-
-dray
-draiko
-drainao
-drainy
-draintsika
-drainay
-drainareo
-drain'
-drain-
-draim-
Fitovian-keviteny   aba ~ ada ~ baba ~ dada ~ ikaky
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   andry iankinana ~ haja sy voninahitra ~ kiady sy voninahitra ~ lany voamena zato ~ lany sikajy arivo ~ vato nandiavana

Teny iditra ray
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Kasika: Zaza tia ray
¶ Fakana zavatra amin' ny tanana
¶ Fampidirana olona ao an-trano [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   action de saisir avec la main [Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   rairay

Teny iditra ray
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olo [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Teny iditra ray
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Fanononana haingana ny Iray [Rajemisa 1985]

Teny iditra ray
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel [Hallanger 1973]

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/07