Teny iditra razoky (ra-, zoky)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy elder brother or sister (term of respect) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay frère ou soeur aîné (terme respectueux) [Hallanger 1974]
Ohatra Razoky va no manitra voan-kazo?
sa Razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy Razoky no manitra voan-kazo
tsy Razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be
[Fox: Hainteny, laharana 438]
Voambolana 

2013/06/09