Teny iditra rea
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Rivotra mifafy hita amin' ny tarehin' ny rano [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ añina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

2009/09/01