Teny iditra rebaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra rebaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihaingoana, firaratana amin' ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra rebaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] maty [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] simba; rava [Rakotosaona 1972]

2012/08/16