Teny iditra rebaky
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] antitra, sasatra [Rakotosaona 1972]
   [Bara] resy, rava [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] resy [Rakotosaona 1972]

Teny iditra rebaky
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tanosy] maty (maty antoka, loka); mihemotra [Rakotosaona 1972]

2010/05/06