Teny iditra rebireby
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitarihana mba hampivily lalana fa tsy amin' ny tokony ho izy
¶ Hevitra manodoka hamitahana; fanolikolena; fanadalana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/08/16