Teny iditra | reboka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fihinanana an-kisesy amin-kasarotana na hatendana, famosibosehana ¶ mieboebo, mirehareha amin' ny fandanilaniana, amin' ny firadaradana [Rajemisa 1985] | |||
Famaritana frantsay | action de manger gloutonnement [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | reboka | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana frantsay | prodigue par vanité [Abinal 1888] | |||
2010/01/10 |
![]() |