Teny iditra redaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lelafo miredareda, afo manao rehi-be [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra redaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Bakàka (olona), tsivalahara [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31