Teny iditra rediredy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teniteny be tsy misy heviny; fimenomenonana tsy misy fiatoana: Ny an-dRangahy io koa, rediredy foana; aiza ka hamidiko aminy masonkarena, hono, ity zavatra nanahirana ahy izaitsizy ity [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2009/02/23