Teny iditra refarefa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy mitaritarika amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra refarefa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy toetran' ny zavatra lava miramborambo ka mitaritarika amin' ny tany, ny zavatra mitarozaka ela loatra, ny masoandro madiva hilentika, ny olona mitaredretra [Rajemisa 1985]

2009/02/23