Teny iditra refesina (refy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   harafesina [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   Jerena misy refy firy
¶ alaina refy, jerena ny halavany: Refeso kely ny lavan' ity efitra ity sy ny sakany. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be measured; to be surveyed [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on mesure, qu'on arpente [Hallanger 1974]
Ny bikany  
refesina
refesiko
refesinao
refesiny
refesintsika
refesinay
refesinareo
refesin'
refesin-
refesim-
refesi-
norefesina
norefesiko
norefesinao
norefesiny
norefesintsika
norefesinay
norefesinareo
norefesin'
norefesin-
norefesim-
norefesi-
horefesina
horefesiko
horefesinao
horefesiny
horefesintsika
horefesinay
horefesinareo
horefesin'
horefesin-
horefesim-
horefesi-
refeso
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/16