Teny iditra | refona | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Valaka, reraka noho ny hanoanana: Refona aho ka nijanona nipetraka teo ambody hazo, nihinana ilay tapa-mofo farany tao anaty kitapoko [1.1] | |||
Teny iditra | refona | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Noana [1.78] | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |