Teny iditra refy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny)
¶ Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay dimension, mesure; cote [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2016/08/02