Teny iditra rehareha
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ
¶ Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   pride, boasting [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   orgueil [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain [Abinal 1888]
   vantardise [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra rehareha
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   arbre [Abinal 1888]
Anarana siantifika   Colea floribunda
Voambolana  
Fifanahafana   reharehalahy ~ reharehavavy

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/05