Teny iditra rehefa avy
Singan-teny rehefa ; avy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zavatra natao talohan' ny zavatra hafa iray: Rehefa avy nisakafo izahay, dia nitsangantsangana teny amoron-dranomasina [1.1]
Tovy hevitra rahefa avy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01