Teny iditra rehefa misafo helika ny kary
Singan-teny rehefa ; misafo ; helika ; kary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mari-potoana eo amin' ny roa ora maraina eo ho eo (amin' io fotoana io no noheverin' ny ntaolo fa avy nihinan-kaninanomen' ny mpamosavy azy ny kary ka misasa [1.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25