Teny iditra rehoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka: Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary. [Voambolana: Fahasalamana]
¶ Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Feo] [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2010/02/18