Teny iditra remby
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fitadiavana, fihazana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby [Rakotosaona 1972]
   Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika
¶ Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   food gathered in the wilds [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   nourriture acquise par la chasse ou la cueillette [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

2011/11/24