Teny iditra rendra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra marevaka mahafinaritra; zavatra manodoka
¶ Famirapiratana mahavariana sady maharenoka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra rendrarendra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31