Teny iditra rendrarendra (rendra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra marevaka mahafinaritra; zavatra manodoka: Be rendrarendra manodoka ny fiainana eto an-drenivohitra
¶ Famirapiratana mahavariana sady maharenoka: Ny rendrarendran' izao tontolo izao [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra rendra
Teny nalaina 

2009/10/22