Teny iditra rendrehana (rendrika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sleepy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui a sommeil, assoupi [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 

2011/11/24