Teny iditra rendrirendry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy zavatra manjelanjelatra ka mahajemby ny maso; fipendrampendran' ny rivotra sy ny hazavana rehefa mafana ny andro; zavatra mamirapiratra sy manonjanonja eny amin' ny rivotra rehefa migaingaina ny hafanana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23