Teny iditra renifeo (reny, feo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana omena ny renisoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany efatra lehibe ny renifeo: ny renifeo tsotra (b, d...), ny renifeo sosona mikasaoka (tr, dr...), ny renifeo sosona kentsona (nt, mp, nd...), ny renifeo kambana (ohatra l sy n amin' ny hoe olona, izay tononina hoe "oll") [Rajemisa 1985]
 feo anononana ny renisoratra [SLP 1986]
Famaritana frantsay consonne [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2011/11/24