Teny iditra renimanditra (reny, manditra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra manditra ~ mandotra
Mpanahaka  renivitsika

2012/08/16