Teny iditra renintantely (reny, tantely)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Renintantely no lohan'ny andian-tantely. Tsy afaka miaina samirery izy. Maty ny renintantely raha lasa ny andian-tantely izay mikarakara azy. Ny fisian'ny renintantely no miantoka ny rindran-daminin'ny andian-tantely amin'ny fiainany andavanandro. Ny tantely tsirairay dia manana ny anjara asany voafaritra tsara. Izy irery ihany no manatody [http:]
Voambolana  
Fifanahafana   renitantely ~ tantely

Teny iditra renintantely (reny, tantely)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   renitantely [3.1]
Ohatra  
1Hiremby aho, hoy ny renintantely. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa [Rapatsalahy: Kintana, takila 3]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/06