Teny iditra renitantely (reny, tantely)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   abeilles [Abinal 1888]
   abeille [Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana]
Ohatra   Nitangorona tamiko tahaka ny renitantely izy ireo [Baiboly: 23.118.12]
Nisamonimonina toy renitantely, ilay faniriana hahalalany ny momba ny misionera katolika, izay tany Ambositra. [Profita: Ranary, takila 83]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/03