Teny iditra renivitsika (reny, vitsika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay serpent qui habite dans les fourmilli [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Mpanahaka  renimanditra
Teny nalaina 

2012/08/16