Teny iditra renivohitra (reny, vohitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tanàn-dehibe misy foiben' ny fitondrampanjakana amin' ny tany iray: Antananarivo no renivohitr' i Madagasikara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the capital or principal town or city [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ville capitale ou principale [Hallanger 1974]
Voambolana 

2012/08/16